|
|
|
|

Entry1  ondrikely malahelo
Elementary words  2 ondry, 3 kely, 4 malahelo
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1]
Synonyms  7 ondrikely kamboty

Updated on 2025/09/12